Ampianaro aho hahatoky (Ny Antsa an'ny Fahamarinana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy sakafo ihany
no ilaina
Tsy ho ampy ahy
ny tontolo
mandry fehizay
Tsy fiarovana no ilaiko
Tsy fiadanana
ho an'ny mahantra ihany koa
Tsy angataka intsony aho
fiainana tsy misy rahoraho
sy romoromo
Fa ny  tena ilaiko
ny akaiky Anao
fa tsy handositra na hanilika ny sandrinao

Fa arakaraky ny andaozako
Anao
no ahitako fa tsisy hafa
azo atao
toy ny zanaka
leo ny ao an-trano ao
mitady fitia
any ivelany
Ampianaro ahy
ny famindra tsirairay
mandrampahaizako manaradia
Anao
Ampianaro aho hatoky
Ampianaro handry ivoho
Aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Antsa an'ny Fahamarinana
Hits : 431
Likes : 0 Like
Created by : varira
Date : 26/02/2025 12:13
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0115