Fary (Rah-Ckiky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niova ianao fa tsy tia akondro intsony
Naleonao fary lava vany
Ny tononkira.serasera.org hoditr’akondro mampianjera anao
Fa ny fary sady be rano, ny fary sady mamy
Tsy tianao ny akondro hono fa mora lò
Ieee mora lò tsy azo tehirizana ela an-trnao
Fa ny fay tena tsara mampihetsika masho
Na ny ankizy milalao mozika manao azy hoe farara
Mihinana fary tsy misy somisy
Avy mihinana fary dia fotsy ilay nify rgcpyrw lauylq
Mihinana agdwwpi akondro mahabe tai-nify
Ny vava rehetra dia maditidity
Niova ianao, niova ianao oooo
Naleonao, naleonao fary lava vany

--------
Rohy:
Hevitra
rakotojon
(
23/09/2019 13:05)
mbola misy manana version audio an'ito hira ito ve azafady
hery
(
25/09/2019 22:44)
https://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/9690
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rah-CkikyVangy : 4165
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/03/2015 14:16