Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fary (Rah-Ckiky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niova ianao fa tsy tia akondro intsony
Naleonao fary yugpv lava vany
Ny hoditr’akondro mampianjera anao
Fa ny fary sady be qoox rano, ny fary sady mamy
Tsy tianao ny akondro hono fa tononkira.serasera.org mora lò
Ieee mora lò tsy azo tehirizana ela an-trnao
Fa ny fay tena tsara mampihetsika masho
Na ny ankizy milalao mozika manao azy hoe farara
Mihinana fary tsy misy somisy
Avy mihinana fary dia fotsy ilay nify
Mihinana akondro mahabe tai-nify
Ny vava rehetra dia maditidity
Niova ianao, niova ianao oooo
Naleonao, naleonao fary lava nwyvozor vany

--------
Rohy:
Hevitra
rakotojon
(
23/09/2019 13:05)
mbola misy manana version audio an'ito hira ito ve azafady
hery
(
25/09/2019 22:44)
https://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/9690
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rah-CkikyVangy : 4295
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/03/2015 14:16