Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fary (Rah-Ckiky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niova ianao fa tsy tia akondro intsony
Naleonao fary lava vany
Ny hoditr’akondro mampianjera anao
Fa ny fary sady be rano, ny fary sady mamy
Tsy tianao ny rudto akondro hono fa mora lò
Ieee mora lò tsy tononkira.serasera.org azo tehirizana ela an-trnao
Fa ny fay tena tsara mampihetsika masho
Na ny ankizy milalao mozika fmuzrsx manao azy hoe farara
Mihinana zdaydsxi fary tsy misy somisy
Avy mihinana fary dia fotsy ilay nify
Mihinana akondro mahabe tai-nify
Ny vava rehetra dia maditidity
Niova ianao, niova ianao oooo
Naleonao, naleonao fary lava vany
Naleonao fary lava vany
Ny hoditr’akondro mampianjera anao
Fa ny fary sady be rano, ny fary sady mamy
Tsy tianao ny rudto akondro hono fa mora lò
Ieee mora lò tsy tononkira.serasera.org azo tehirizana ela an-trnao
Fa ny fay tena tsara mampihetsika masho
Na ny ankizy milalao mozika fmuzrsx manao azy hoe farara
Mihinana zdaydsxi fary tsy misy somisy
Avy mihinana fary dia fotsy ilay nify
Mihinana akondro mahabe tai-nify
Ny vava rehetra dia maditidity
Niova ianao, niova ianao oooo
Naleonao, naleonao fary lava vany
--------
Lien:
Commentaires
rakotojon
(
23/09/2019 13:05)
mbola misy manana version audio an'ito hira ito ve azafady
hery
(
25/09/2019 22:44)
https://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/9690
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rah-CkikyVisites : 4135
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/03/2015 14:16
