Ikalakely (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy tsy hanambara rahoviana hoe : ptkdowkg
"Tia anao" izany
Fa tena zknjmuu tia tokoa ve
sa manaiky fotsiny ihany
Izy tsy wzfeajsm hanambara rahoviana
izay tena an-dohany ihany
Izy ’nefa tsy mandà
fa toa manaiky hatrany hatrany

Nefa ny ao an’eritreriny hoe :
lasanao ny fony
Efa ambarany amin’ny tononkira.serasera.org fihetsiny hoe :
’ty ny vatako tolomy
Dia toa miandry atao an-keriny izy
’Zany angamba no tiany atao
Efa ’zay ’lay kalakely iny e
izy hanahaka ny neniny / tia fa tsy an-kiteniteny

Izay "passe"-nao "passe"-nao
Ny revinao revinao
Rehefa tia ianao de ’zay
Fa reventsika milay foana izy e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.023