M'fampiantso eo (Arison Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafahaona teny ho eny
Nifanojo ny fijery
Nisalasala ny hanatona anao
Mba te hahazo nomerao
Topimaso matetika
Tsiky avy ao am-po
Nafanafana ny resaka
Nifamarafara, taxeuug nifanambara
M'fampiantso eo
Dia tafahaona teny ho eny
Nifampizara fijery
Mihabe ny qdvftae wmsazpjk fitiavako anao
Ndao hifanome vaovao
Fa topimaso no nahatonga izao
Tsy nahafoizako anao
Tsara tononkira.serasera.org be ny fiarahana
Dia eo foana ny hoe, eo foana ny hoe
M'fampiantso eo
Nifanojo ny fijery
Nisalasala ny hanatona anao
Mba te hahazo nomerao
Topimaso matetika
Tsiky avy ao am-po
Nafanafana ny resaka
Nifamarafara, taxeuug nifanambara
M'fampiantso eo
Dia tafahaona teny ho eny
Nifampizara fijery
Mihabe ny qdvftae wmsazpjk fitiavako anao
Ndao hifanome vaovao
Fa topimaso no nahatonga izao
Tsy nahafoizako anao
Tsara tononkira.serasera.org be ny fiarahana
Dia eo foana ny hoe, eo foana ny hoe
M'fampiantso eo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Arison VonjyVangy : 2106
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 30/07/2017 10:57
