Izaho irery (Lalao Rabeson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho irery monja sisa
no mandre izany hira izany
foen’orga tomany
Dia fahiny izaho sy ianao
nivoady ny ho doria
fa hanaja ilay fitia

Adino gqplxl mantsy ankehitriny
ireo vavaka natao
Dradradradraiko ny fahoriako
ho cohambvn ren’izao tontolo izao
fa tononkira.serasera.org mila hahafaty ahy ny foko
malahelo aho, mitomany

Izaho irery monja sisa
no miara-mitomany
amizato hirantsika
Dia tsaroako ny fahiny
nifamihina isika
nifanoroka isika

Adino mantsy ankehitriny
ireo fomba sy fanao
Dradradradraiko ny fahoriako
ho etrd ren’izao tontolo izao
fa mila hahafaty ahy ny foko
malahelo aho, mitomany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalao Rabeson
Vangy : 14687
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 27/06/2002 19:02
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106