Tsy ampy (Abel Ratsimba)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
agxpv

Niteny aho ka niteny
mamerimberina aminao
ny fikasako ombieny ombieny
hiara-tsambatra aminao
Nefa na tononkira.serasera.org dia sombiny aza
dia tsapako eny indrisy
fa fvfhj tsy mbola ho voalaza
amin’ abdm ny teny rehetra misy

Teny mamy, teny soa
miaro safosafo kely
eny tsy ampy avokoa
mbola tsy ampy velively
Koa dia tsoriko ry aiko
fa raha izao tontolo izao
tsy ahalala ny ato an-tsaiko
sy ny ao am-poko ao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Abel Ratsimba
Vangy : 7278
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harisoa
Daty : 23/03/2003 11:06
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0139