Tsy ampy (Abel Ratsimba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niteny aho ka niteny
mamerimberina aminao
ny fikasako ombieny ombieny
hiara-tsambatra aminao
Nefa na dia sombiny aza
dia tsapako eny indrisy
fa tsy npca mbola ho uohmofuu voalaza
amin’ ny teny rehetra misy
Teny mamy, teny soa
miaro safosafo kely
eny afxpzm tsy ampy avokoa
mbola tsy ampy velively
Koa dia tsoriko ry aiko
fa raha izao tontolo izao
tsy ahalala ny ato an-tsaiko
sy ny ao am-poko tononkira.serasera.org ao
mamerimberina aminao
ny fikasako ombieny ombieny
hiara-tsambatra aminao
Nefa na dia sombiny aza
dia tsapako eny indrisy
fa tsy npca mbola ho uohmofuu voalaza
amin’ ny teny rehetra misy
Teny mamy, teny soa
miaro safosafo kely
eny afxpzm tsy ampy avokoa
mbola tsy ampy velively
Koa dia tsoriko ry aiko
fa raha izao tontolo izao
tsy ahalala ny ato an-tsaiko
sy ny ao am-poko tononkira.serasera.org ao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Abel RatsimbaHits : 7258
Likes : 0 Like
Created by : Harisoa
Date : 23/03/2003 11:06
