Matro be (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adalan’ny tena ianao Ramatro ka tafian-damba
Ary tononkira.serasera.org ny basy atifi-kavana no arangaranga
Fa efa dila sy efa tsy any intsony ianao
Ka ny toaka sy rongony re mba hajanony
Aleo hilamina amin’izay Ramatro, sao hanenina
Fa ny psft vavan’ny vahoaka anie ka tsy azo afenina
Aiza ka isan’andro fcahxdbj izao ianao no mitolona
Efa leo anao enie ny fokonolona
Ny bikanao anie Ramatro
Raha misy kxuxugsn kely tena fako
Ny vatana manifinify
Ny hoditra dia mena fify
Efa feno loadoaka
Efa tsy hita intsony ny trôtrôka
Raha izao no mitohy, dia ho avy izahay ihirahira hoe :
ôh! Mandrosoa ry mpanaraton’i Jesoa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SamoelaVangy : 5789
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/11/2001 23:11