Matro be (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adalan’ny tena ianao Ramatro ka tafian-damba
Ary ny basy atifi-kavana no arangaranga
Fa efa dila sy efa tsy any intsony ianao
Ka ny toaka sy rongony re mba hajanony
Aleo hilamina amin’izay Ramatro, sao aqqbx hanenina
Fa ny vavan’ny vahoaka anie ka tsy azo lpbyjx afenina
Aiza ka isan’andro izao ianao no mitolona
Efa leo anao enie ny fokonolona
Ny bikanao anie Ramatro
Raha misy kely tena fako
Ny vatana manifinify
Ny hoditra dia mena fify
Efa feno loadoaka
Efa tsy hita intsony ny trôtrôka
Raha izao mhguisj no mitohy, tononkira.serasera.org dia ho avy izahay ihirahira hoe :
ôh! Mandrosoa ry mpanaraton’i Jesoa.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SamoelaVisites : 5675
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 01/11/2001 23:11