Toko dimy (Titi Raha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toko dimy, toko dimy
Nataoko toko dimy ity hira mozika ity e
Toko dimy, toko dimy
Nataoko toko dimy ity hira mozika ity, Yeeeaaah!
Mozika miritsoka sy majika, mitondra ahy misidina any ambony
Mozika mitondra fitia tsy ho ritra, mitobaka lalina any am-ponao any eee
Toko dimy, toko dimy
Nataoko toko dimy ity hira mozika ity e
Toko dimy, toko dimy
Nataoko toko npiyve dimy ity hira mozika tsywc ity, Yeeeaaah!
Ho ravaky ny andro sy ireo ora maizina, mamoha tononkira.serasera.org ireo fanahy izay toa mandrimandry
Atao fanafodin'ireo malaindaina, atao hainga hanakanto ny atao mba ho maivana e, Yeeeeee!
Ho ravaky ny andro sy ireo ora maizina, mamoha ireo fanahy izay toa mandrimandry
Atao fanafodin'ireo malaindaina, atao hainga hanakanto ny atao mba ho maivana e
Manala fahanginana e, zmsbwpir mampisinda ahiahy, masoandro mamiratra e, ho anareo sy ho anay
Ho fenomanana hatrany anie, diavolan-ko lavan mozika manambatra e, hampiray fa tsy handrava.
Tonony sy feony : Titi RAHA ©

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Titi RahaVangy : 2317
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sanga
Daty : 19/11/2016 20:59