Toko dimy (Titi Raha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toko dimy, toko dimy
Nataoko toko dimy ity hira mozika ity e
Toko dimy, toko dimy
Nataoko toko dimy ity hira mozika ity, Yeeeaaah!
Mozika miritsoka sy majika, nbfmfqwh mitondra ahy misidina any ambony
Mozika mitondra fitia tsy ho ritra, mitobaka lalina any am-ponao any eee

Ho ravaky ny andro sy ireo ora maizina, mamoha ireo fanahy izay toa mandrimandry
Atao fanafodin'ireo malaindaina, atao hainga hanakanto ny atao mba ho maivana e, Yeeeeee!

Atao fanafodin'ireo malaindaina, atao hainga hanakanto ny klynmevr atao mba ho maivana e
Manala fahanginana e, mampisinda ahiahy, masoandro mamiratra e, ho anareo sy ho anay
Ho fenomanana hatrany wpiuk anie, diavolan-ko lavan mozika manambatra e, hampiray fa tsy handrava.
Tonony tononkira.serasera.org sy feony : Titi RAHA ©

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Titi RahaHits : 2320
Likes : 1 Like
Created by : sanga
Date : 19/11/2016 20:59