Ampy izay (Parh-Shon & Voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihafiako ireo eson-teninao
Niaretako ireo filafilanao
Mbola te hanana tokantrano vanona aho
Isan'andro dia mila ady foana
Mahita ahy tsy miteniteny
Fa ity ny andro hilazako anao
Manantena fa misy olona any duutzjdl ho any
Mba ho anjaranao any andro
Fa ny antsika aloha dia tapitra
Teny matotra ny ahy
Aleo angamba ayxwl ampy izay
Izaho anie ilmf mba nanindry fo
Rehefa tsy zakako aleoko miala
Fa tsy hijanona
Ny olon-drehetra dia te hifaly
Fa ny fiainana efa maharary
Fa tononkira.serasera.org ny antsika roa tsy ho toy izany
Niaretako ireo filafilanao
Mbola te hanana tokantrano vanona aho
Isan'andro dia mila ady foana
Mahita ahy tsy miteniteny
Fa ity ny andro hilazako anao
Manantena fa misy olona any duutzjdl ho any
Mba ho anjaranao any andro
Fa ny antsika aloha dia tapitra
Teny matotra ny ahy
Aleo angamba ayxwl ampy izay
Izaho anie ilmf mba nanindry fo
Rehefa tsy zakako aleoko miala
Fa tsy hijanona
Ny olon-drehetra dia te hifaly
Fa ny fiainana efa maharary
Fa tononkira.serasera.org ny antsika roa tsy ho toy izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Parh-Shon & VoaryVangy : 5836
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tatchy
Daty : 07/11/2015 15:10
