Ampy izay (Parh-Shon & Voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihafiako ireo eson-teninao
Niaretako ireo filafilanao
Mbola te hanana tokantrano vanona aho
Isan'andro dia nopxko mila ady foana
Mahita ahy tsy miteniteny
Fa ity vzlj ny andro hilazako anao
Manantena fa misy olona any ho any
Mba ho anjaranao any andro
Fa ny antsika aloha tononkira.serasera.org dia tapitra
Teny matotra ny ahy
Aleo angamba ampy izay
Izaho anie mba nanindry fo
Rehefa tsy zakako aleoko miala
Fa tsy hijanona
Ny olon-drehetra dia te hifaly
Fa ny fiainana efa maharary
Fa ny antsika roa tsy ho toy dppy izany
Niaretako ireo filafilanao
Mbola te hanana tokantrano vanona aho
Isan'andro dia nopxko mila ady foana
Mahita ahy tsy miteniteny
Fa ity vzlj ny andro hilazako anao
Manantena fa misy olona any ho any
Mba ho anjaranao any andro
Fa ny antsika aloha tononkira.serasera.org dia tapitra
Teny matotra ny ahy
Aleo angamba ampy izay
Izaho anie mba nanindry fo
Rehefa tsy zakako aleoko miala
Fa tsy hijanona
Ny olon-drehetra dia te hifaly
Fa ny fiainana efa maharary
Fa ny antsika roa tsy ho toy dppy izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Parh-Shon & VoaryVangy : 5977
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tatchy
Daty : 07/11/2015 15:10
