Ampy izay (Parh-Shon & Voary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihafiako ireo eson-teninao
Niaretako ireo filafilanao
Mbola te hanana tokantrano vanona aho
Isan'andro dia mila ady sjxpnibu foana
Mahita ahy tsy tononkira.serasera.org miteniteny
Fa ity ny andro hilazako anao

Manantena fa misy olona any ho any
Mba ho anjaranao any andro
Fa ny antsika aloha dia tapitra
Teny matotra ny ahy
Aleo angamba ampy grtfia izay

Izaho anie mba nanindry fo
Rehefa tsy xornu zakako aleoko miala
Fa tsy hijanona
Ny olon-drehetra dia te hifaly
Fa ny fiainana efa maharary
Fa ny antsika roa tsy ho toy izany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Parh-Shon & Voary
Vangy : 5975
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tatchy
Daty : 07/11/2015 15:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0154