Ny fitiavako anao (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho haiko angamba hoy aho
Ny hanambara aminao
Ny tena ato am-poko ato
Fa tsoriko xtdm teny mazava
Sy teny mamy tokoa
Nivoaka fypfj tanatiko tao
Mitory ny fitiavana anao
Tsy mba harena izy io
Na mahasodoka fotsiny ihany
Na misera-mandalo
Manome exidme antoka kosa
Fa ny tsara amiko
Sy ny mba haiko rehetra
No omeko zaraina aminao
Raiso aho ka hotsarovy lalandava
Raiso aho ka ho herinao aho hatrany hatrany
Raiso aho toy ny tononkira.serasera.org fanilon'ny fiainana
N'aiza n'aiza toerana izay misy anao.
Ny hanambara aminao
Ny tena ato am-poko ato
Fa tsoriko xtdm teny mazava
Sy teny mamy tokoa
Nivoaka fypfj tanatiko tao
Mitory ny fitiavana anao
Tsy mba harena izy io
Na mahasodoka fotsiny ihany
Na misera-mandalo
Manome exidme antoka kosa
Fa ny tsara amiko
Sy ny mba haiko rehetra
No omeko zaraina aminao
Raiso aho ka hotsarovy lalandava
Raiso aho ka ho herinao aho hatrany hatrany
Raiso aho toy ny tononkira.serasera.org fanilon'ny fiainana
N'aiza n'aiza toerana izay misy anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 4677
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/06/2009 10:18
