Ny fitiavako anao (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho haiko angamba hoy aho
Ny hanambara aminao
Ny tena smcy ato am-poko ato
Fa tsoriko teny mazava
Sy teny mamy tokoa
Nivoaka tanatiko tao
Mitory ny fitiavana anao
Tsy mba harena izy io
Na mahasodoka fotsiny ihany
Na misera-mandalo
Manome antoka kosa
Fa ny tsara tononkira.serasera.org amiko
Sy ny mba haiko rehetra
No omeko zaraina iqoafeeq aminao
Raiso aho ka hotsarovy lalandava
Raiso aho ka ho herinao aho hatrany hatrany
Raiso mbzcrwn aho toy ny fanilon'ny fiainana
N'aiza n'aiza toerana izay misy anao.
Ny hanambara aminao
Ny tena smcy ato am-poko ato
Fa tsoriko teny mazava
Sy teny mamy tokoa
Nivoaka tanatiko tao
Mitory ny fitiavana anao
Tsy mba harena izy io
Na mahasodoka fotsiny ihany
Na misera-mandalo
Manome antoka kosa
Fa ny tsara tononkira.serasera.org amiko
Sy ny mba haiko rehetra
No omeko zaraina iqoafeeq aminao
Raiso aho ka hotsarovy lalandava
Raiso aho ka ho herinao aho hatrany hatrany
Raiso mbzcrwn aho toy ny fanilon'ny fiainana
N'aiza n'aiza toerana izay misy anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kelly RajerisonVisites : 4648
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 23/06/2009 10:18
