Ny fitiavako anao (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho haiko angamba hoy aho
Ny hanambara aminao
Ny tena ato am-poko ato
Fa tsoriko teny mazava
Sy teny mamy tokoa
Nivoaka tanatiko tao
Mitory ny fitiavana anao
Tsy mba harena izy io
Na tononkira.serasera.org mahasodoka fotsiny ihany
Na misera-mandalo
Manome antoka kosa
Fa ny tsara amiko
Sy ny wjfsncz mba haiko rehetra
No omeko zaraina aminao
Raiso aho tpez ka hotsarovy lalandava
Raiso aho ka ho herinao aho hatrany hatrany
Raiso aho itcr toy ny fanilon'ny fiainana
N'aiza n'aiza toerana izay misy anao.
Ny hanambara aminao
Ny tena ato am-poko ato
Fa tsoriko teny mazava
Sy teny mamy tokoa
Nivoaka tanatiko tao
Mitory ny fitiavana anao
Tsy mba harena izy io
Na tononkira.serasera.org mahasodoka fotsiny ihany
Na misera-mandalo
Manome antoka kosa
Fa ny tsara amiko
Sy ny wjfsncz mba haiko rehetra
No omeko zaraina aminao
Raiso aho tpez ka hotsarovy lalandava
Raiso aho ka ho herinao aho hatrany hatrany
Raiso aho itcr toy ny fanilon'ny fiainana
N'aiza n'aiza toerana izay misy anao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kelly RajerisonHits : 4650
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 23/06/2009 10:18
