Angamba (Zoely Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angamba tsy hadisoako
Raha toa injao tsaroako
Mientanentana ny ao am-poko
Raha taitra lalovanao
Angamba tsy fahotana
Raha toa tsy mety tana
Ny qwkmijw nofinofiko lasa mazàna
Miantefa any drwm aminao
Satry foana isan’andro no hihaona
Satry foana hiresaka eo mandavan-taona
Satry foana hisangisangy hilalao tononkira.serasera.org
Satry foana handihindihy vrbcmkub an-tratranao.
Satry foana (3)
Raha toa injao tsaroako
Mientanentana ny ao am-poko
Raha taitra lalovanao
Angamba tsy fahotana
Raha toa tsy mety tana
Ny qwkmijw nofinofiko lasa mazàna
Miantefa any drwm aminao
Satry foana isan’andro no hihaona
Satry foana hiresaka eo mandavan-taona
Satry foana hisangisangy hilalao tononkira.serasera.org
Satry foana handihindihy vrbcmkub an-tratranao.
Satry foana (3)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zoely RatsimbazafyVangy : 5793
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 02/10/2002 16:50
