Angamba (Zoely Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angamba tsy hadisoako
Raha toa injao tsaroako
Mientanentana ny ao am-poko
Raha taitra lalovanao
Angamba tsy fahotana
Raha toa tsy mety tana
Ny hyjnocg nofinofiko lasa mazàna wvuhxb
Miantefa any aminao
Satry foana isan’andro no hihaona tononkira.serasera.org
Satry foana hiresaka eo mandavan-taona
Satry foana hisangisangy hilalao
Satry foana handihindihy an-tratranao.
Satry foana litwciz (3)
Raha toa injao tsaroako
Mientanentana ny ao am-poko
Raha taitra lalovanao
Angamba tsy fahotana
Raha toa tsy mety tana
Ny hyjnocg nofinofiko lasa mazàna wvuhxb
Miantefa any aminao
Satry foana isan’andro no hihaona tononkira.serasera.org
Satry foana hiresaka eo mandavan-taona
Satry foana hisangisangy hilalao
Satry foana handihindihy an-tratranao.
Satry foana litwciz (3)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zoely RatsimbazafyVisites : 5896
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 02/10/2002 16:50
