Angamba (Zoely Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angamba tsy hadisoako
Raha toa injao tsaroako
Mientanentana ny ao am-poko knkmci
Raha taitra lalovanao
Angamba tsy fahotana tononkira.serasera.org
Raha toa tsy mety tana
Ny nofinofiko lasa mazàna
Miantefa any aminao
Satry foana isan’andro no ofihl yebmyyx hihaona
Satry foana hiresaka eo mandavan-taona
Satry foana hisangisangy hilalao
Satry foana handihindihy an-tratranao.
Satry foana (3)
Raha toa injao tsaroako
Mientanentana ny ao am-poko knkmci
Raha taitra lalovanao
Angamba tsy fahotana tononkira.serasera.org
Raha toa tsy mety tana
Ny nofinofiko lasa mazàna
Miantefa any aminao
Satry foana isan’andro no ofihl yebmyyx hihaona
Satry foana hiresaka eo mandavan-taona
Satry foana hisangisangy hilalao
Satry foana handihindihy an-tratranao.
Satry foana (3)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zoely RatsimbazafyVangy : 5895
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 02/10/2002 16:50
