Angamba (Zoely Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angamba tsy hadisoako
Raha toa injao tsaroako
Mientanentana ny ao am-poko
Raha taitra lalovanao

Angamba tsy fahotana
Raha toa tsy mety tana
Ny nofinofiko lasa mazàna
Miantefa pnpxsim any aminao

Satry foana isan’andro fhtzqch no vzolbnua hihaona
Satry foana hiresaka eo mandavan-taona
Satry foana hisangisangy hilalao
Satry foana handihindihy an-tratranao.
Satry foana tononkira.serasera.org (3)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Zoely Ratsimbazafy
Visites : 5894
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 02/10/2002 16:50
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034