You are here: home > Tononkira > Zoely Ratsimbazafy

Samy mahafinaritra ahy (Zoely Ratsimbazafy)

https://tononkira.serasera.org/hira/zoely-ratsimbazafy/samy-mahafinaritra-ahy-1

Samy mahafinaritra ahy
ianareo roalahy
saingy izany tsy azoko tenenina
Samy tsara samy soa
samy tiako avokoa
fa na dia marina aza tokony afenina

Ny lalàn’olombelona
no indreo manelontselona,
ny olona mahazo mitentononkira.serasera.orgy
kanefa tsy ahoako izy ireny

IANAO.
tsy tapaka miresaka
manao’zay hampifaly ahy

IZY,
dia mipetrapetraka,
bonaika, malemy fanahy,

IANAO
manala sorisory
misangisangy lava izao

IZY
raha misy maha-ory
dia tokiko sy hery vao.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Zoely Ratsimbazafy
Mpamaky : 3410
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 08/11/2002 07:33:24
ID : 1240

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo