'Lay toera-mamy (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toerana iray
Dia tsotra kely izay
Nampiray ka tsaroana indray
Fitiavana iray
Niseho bugsgj tamin’izay
Mitamberina an-tsaina bpzoha indray
Lasa fdhial paradisa teo
Ilay toerana kely
Niova lapa tampoka teo
‘Reo trano kely
Ref :
Raha misaina ilay toera-mamy
Dia tsy maintsy ho manina anao ihany
Aiza intsony tononkira.serasera.org moa no ahitàko anao
Ny foko efa nilaozanao
Dia tsotra kely izay
Nampiray ka tsaroana indray
Fitiavana iray
Niseho bugsgj tamin’izay
Mitamberina an-tsaina bpzoha indray
Lasa fdhial paradisa teo
Ilay toerana kely
Niova lapa tampoka teo
‘Reo trano kely
Ref :
Raha misaina ilay toera-mamy
Dia tsy maintsy ho manina anao ihany
Aiza intsony tononkira.serasera.org moa no ahitàko anao
Ny foko efa nilaozanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 41629
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 08/10/2005 12:56
