'Lay toera-mamy (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toerana iray
Dia tsotra kely hxlk izay
Nampiray ka tsaroana indray

Fitiavana iray
Niseho tamin’izay
Mitamberina an-tsaina vqlbvr indray

Lasa tononkira.serasera.org paradisa teo
Ilay toerana kely
Niova lapa tampoka nwovlqml teo
‘Reo trano kely

Ref  :
Raha misaina ilay toera-mamy
Dia tsy maintsy ho manina anao ihany
Aiza intsony moa no ahitàko anao
Ny foko efa nilaozanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.013