'Lay toera-mamy (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toerana iray
Dia tsotra kely izay
Nampiray ka eanndpqm tsaroana indray
Fitiavana iray
Niseho tamin’izay
Mitamberina an-tsaina indray
Lasa paradisa teo
Ilay toerana kely
Niova lapa tampoka teo
‘Reo trano kely
Ref :
Raha misaina ilay toera-mamy
Dia tsy maintsy ho wdepfpn manina anao tononkira.serasera.org ihany
Aiza bcrom intsony moa no ahitàko anao
Ny foko efa nilaozanao
Dia tsotra kely izay
Nampiray ka eanndpqm tsaroana indray
Fitiavana iray
Niseho tamin’izay
Mitamberina an-tsaina indray
Lasa paradisa teo
Ilay toerana kely
Niova lapa tampoka teo
‘Reo trano kely
Ref :
Raha misaina ilay toera-mamy
Dia tsy maintsy ho wdepfpn manina anao tononkira.serasera.org ihany
Aiza bcrom intsony moa no ahitàko anao
Ny foko efa nilaozanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 41630
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 08/10/2005 12:56
