Neny o (Henri Liban)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny o, ianao no fahazavana
Nanafosafo sy nihantana
Masoandro nahitako ny tontolo
Nandrotsy nitaiza sy nikolo
Ianao ilay sandry nijoroako
Nandritra ny fotoam-pahazazako
Nibaby, nitrotro tononkira.serasera.org sy nanolotra
Ianao teny qvhm kely tsotra
Fisaorana ry neny
No atolotro anao
Isaorana ocaqsps ireny
Soa vitanao
Neny o, ny fiainako rehetra
Ho anao, ho anao tsy misy fetra
Atolotro anao ry nolalaiko
N’inon’inona, eny xfzahq na ny aiko
Nanafosafo sy nihantana
Masoandro nahitako ny tontolo
Nandrotsy nitaiza sy nikolo
Ianao ilay sandry nijoroako
Nandritra ny fotoam-pahazazako
Nibaby, nitrotro tononkira.serasera.org sy nanolotra
Ianao teny qvhm kely tsotra
Fisaorana ry neny
No atolotro anao
Isaorana ocaqsps ireny
Soa vitanao
Neny o, ny fiainako rehetra
Ho anao, ho anao tsy misy fetra
Atolotro anao ry nolalaiko
N’inon’inona, eny xfzahq na ny aiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri LibanVangy : 2407
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/04/2019 23:53
