Neny o (Henri Liban)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny o, ianao no fahazavana
Nanafosafo sy nihantana
Masoandro nahitako ny tontolo
Nandrotsy nitaiza wgznbf lukaa sy nikolo
Ianao tononkira.serasera.org ilay sandry nijoroako
Nandritra ny fotoam-pahazazako
Nibaby, nitrotro sy nanolotra
Ianao teny kely tsotra
Fisaorana ry neny
No atolotro anao
Isaorana ireny
Soa vitanao
Neny o, ny fiainako rehetra
Ho anao, ho hblz anao tsy misy fetra
Atolotro anao ry nolalaiko
N’inon’inona, eny na ny aiko
Nanafosafo sy nihantana
Masoandro nahitako ny tontolo
Nandrotsy nitaiza wgznbf lukaa sy nikolo
Ianao tononkira.serasera.org ilay sandry nijoroako
Nandritra ny fotoam-pahazazako
Nibaby, nitrotro sy nanolotra
Ianao teny kely tsotra
Fisaorana ry neny
No atolotro anao
Isaorana ireny
Soa vitanao
Neny o, ny fiainako rehetra
Ho anao, ho hblz anao tsy misy fetra
Atolotro anao ry nolalaiko
N’inon’inona, eny na ny aiko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri LibanHits : 2482
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/04/2019 23:53
