Neny o (Henri Liban)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny o, ianao no tononkira.serasera.org fahazavana
Nanafosafo sy nihantana
Masoandro khhew nahitako ny tontolo
Nandrotsy nitaiza sy nikolo

Ianao ilay sandry nijoroako
Nandritra ny fotoam-pahazazako
Nibaby, nitrotro xprfzemv sy nanolotra
Ianao teny kely tsotra

Fisaorana ry neny
No atolotro uonmsyh anao
Isaorana ireny
Soa vitanao

Neny o, ny fiainako rehetra
Ho anao, ho anao tsy misy fetra
Atolotro anao ry nolalaiko
N’inon’inona, eny na ny aiko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Henri Liban
Visites : 2319
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/04/2019 23:53
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0586