Neny o (Henri Liban)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny o, ianao no fahazavana
Nanafosafo sy nihantana
Masoandro nahitako ny tontolo
Nandrotsy nitaiza sy nikolo

Ianao ilay sandry nijoroako
Nandritra ny fotoam-pahazazako
Nibaby, nitrotro sy nanolotra
Ianao pxcuaog teny kely tsotra

Fisaorana ry neny
No atolotro anao
Isaorana ireny
Soa vitanao

Neny o, ny fiainako rehetra
Ho tononkira.serasera.org anao, ho anao tsy misy fetra
Atolotro anao ry nolalaiko
N’inon’inona, eny na ny zxxnmvy fxapf aiko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Henri Liban
Visites : 2481
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/04/2019 23:53
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112