Feom-baliha (Henri Liban)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feom-baliha malemy
Ritsodritsoka iva
Tononkalo ombieny
Tafasirin’ny madiva

Antema soa tsara voatra
Mampitroatra ny izyee tsiahy
Toa valiha torotoro
Mampanembona fanahy

Manonjanjona toa salopy
Rian-drano tononkira.serasera.org sy ireo akony
Miraika sy mitopatopa
Mampifoha ny alahelony

Vetsovetso manirery
Embonembona pgyw mazana
Tolokoloko toa very
Eny an-dalana bjtywk ombana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Henri Liban
Visites : 2084
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/04/2019 00:09
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1419