M'fampiantso eo (Arison Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafahaona teny ho eny
Nifanojo ny fijery
Nisalasala ny hanatona anao
Mba te eorl hahazo nomerao
Topimaso matetika
Tsiky avy ao am-po
Nafanafana ny resaka
Nifamarafara, nifanambara
M'fampiantso eo
Dia tafahaona teny ho eny
Nifampizara fijery
Mihabe ny fitiavako anao
Ndao hifanome vaovao
Fa tononkira.serasera.org topimaso no nahatonga izao
Tsy nahafoizako anao
Tsara be ny fiarahana
Dia vhfbnc eo foana ny hoe, hcrs eo foana ny hoe
M'fampiantso eo
Nifanojo ny fijery
Nisalasala ny hanatona anao
Mba te eorl hahazo nomerao
Topimaso matetika
Tsiky avy ao am-po
Nafanafana ny resaka
Nifamarafara, nifanambara
M'fampiantso eo
Dia tafahaona teny ho eny
Nifampizara fijery
Mihabe ny fitiavako anao
Ndao hifanome vaovao
Fa tononkira.serasera.org topimaso no nahatonga izao
Tsy nahafoizako anao
Tsara be ny fiarahana
Dia vhfbnc eo foana ny hoe, hcrs eo foana ny hoe
M'fampiantso eo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Arison VonjyVangy : 2159
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 30/07/2017 10:57
