Vaonala (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gjxrla E vaonala e!
Tsy mba hitako ny atao a!
Tsa mbola tany an-dafy aho
Ka nanao dia matso a!
Tsy azan’ny parasy kjll aho
Ka aobqu nanao dia ratsy a!
Antsipika roa fiaratse
Iroky maranitsa, mifilofilo a!
Isika roa va moa tsy tononkira.serasera.org hiaraka
Iroky izany mampifilafila
E vaonala e!!
Tsy mba hitako ny atao a!
Tsa mbola tany an-dafy aho
Ka nanao dia matso a!
Tsy azan’ny parasy kjll aho
Ka aobqu nanao dia ratsy a!
Antsipika roa fiaratse
Iroky maranitsa, mifilofilo a!
Isika roa va moa tsy tononkira.serasera.org hiaraka
Iroky izany mampifilafila
E vaonala e!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 5312
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasera
Daty : 07/11/2001 09:11
