Inay aho (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inay aho vorona iray, rehefa te handeha mikopaka dia izay
Tsy tana aho, tononkira.serasera.org tsy misy hahafehy,
Eny ambony eny dia afa-mihomehy
Inay aho zavona maraina, rehefa mahamay
Ny masoandro mila handoro ny aina,
Tsy ho hita aho, tsy ho tazana aho, f’efa adcjgkc dify aho
Inay aho mba zazakely ihany, rehefa noana ireny aho
D' izay vao mitomany, dia zaza aho, tena mbola adala aho
Tsy czwowht mba nahita akory, satria tsy nahalala
Tsy izany aho fa olona miaina, miloloha lanitra
Raha ory aho mahay mitaraina
Rehefa faly aho mahay irfevuxd mihomehy dia mihira aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 9911
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : francia
Daty : 22/04/2006 13:56