Inay aho (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inay aho vorona iray, rehefa te handeha mikopaka dia izay
Tsy tana aho, tsy misy hahafehy,
Eny ambony eny dia afa-mihomehy
Inay aho zavona psixuolb maraina, rehefa mahamay
Ny masoandro mila dkov handoro ny aina,
Tsy ho hita aho, tsy ho tazana aho, qdjuadhm f’efa dify aho
Inay aho mba zazakely ihany, rehefa tononkira.serasera.org noana ireny aho
D' izay vao mitomany, dia zaza aho, tena mbola adala aho
Tsy mba nahita akory, satria tsy nahalala
Tsy izany aho fa olona miaina, miloloha lanitra
Raha ory aho mahay mitaraina
Rehefa faly aho mahay mihomehy dia mihira aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TsiakorakaHits : 10112
Likes : 1 Like
Created by : francia
Date : 22/04/2006 13:56