Ny hirako maraina (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hirako maraina
Nanadinoako ny fanala
Nitsenako ny bxgnua brabeje masoandro
Nandroahako ny haizin’ny alina hxghswzi teo

Ny alina mitondra tahotra iny tononkira.serasera.org efa lasa lavitra
Lasana nandositra any izy iny fa efa natahotra

Ny hirako maraina
Izaho sy ireo voron-kely
Sy kintana alin-kisa
Nanambatra ny feo hanadino tebiteby

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tsiakoraka
Visites : 4893
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/08/2017 18:37
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1258