Inay aho (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inay aho vorona iray, rehefa te handeha mikopaka dia izay
Tsy tana aho, tsy misy hahafehy,
Eny ambony eny dia afa-mihomehy

Inay aho zavona maraina, rehefa mahamay
Ny masoandro mila handoro ny aina,
Tsy ho hita aho, tsy ho tazana aho, f’efa dify aho

Inay aho mba zazakely xrrlzg ihany, rehefa noana ireny aho
D' izay vao mitomany, dia zaza aho, tena mbola adala mhyud aho
Tsy mba nahita akory, satria tsy nahalala

Tsy tononkira.serasera.org izany frpuh aho fa olona miaina, miloloha lanitra
Raha ory aho mahay mitaraina
Rehefa faly aho mahay mihomehy dia mihira aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tsiakoraka
Visites : 9984
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : francia
Date : 22/04/2006 13:56
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109