INY OMALY INY (Mihanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny omaly iny sy ny aliko,
Tsy nisy ora iray akory,
Mba nikipian’ny masoko.
Nefa iniako adino izany,
Mba ahafahako mijery…
Ilay marainako vaovao !
K’izay atomboko ny maraina,
Ho atsaraiko ny hariva, dia ho kanto ny ampitsoko !
Raha ny lalako no mangina,
Ka tsy ahalalako an’iza n’iza,
Dia ahafahako milaza nruzexly fa,
Misy olona any ho any,
Mieritreritra ahy foana…
Sy mihirahira ho ahy !
Raha toa hakiviana…
No bqycq mameno izany saiko, dia ho reseko moramora !
K’ilay hira vao mba nataony ho ahy !
Hiraiko, kaloiko, ventsoiko…
Dia tononkira.serasera.org ho hery vaovao indray !
Hihira aho, gfqza hira vao, tsy ritra ato ampoko,
Fa mandra-maty !
Izany, izany no hirany ho ahy…
Tsy nisy ora iray akory,
Mba nikipian’ny masoko.
Nefa iniako adino izany,
Mba ahafahako mijery…
Ilay marainako vaovao !
K’izay atomboko ny maraina,
Ho atsaraiko ny hariva, dia ho kanto ny ampitsoko !
Raha ny lalako no mangina,
Ka tsy ahalalako an’iza n’iza,
Dia ahafahako milaza nruzexly fa,
Misy olona any ho any,
Mieritreritra ahy foana…
Sy mihirahira ho ahy !
Raha toa hakiviana…
No bqycq mameno izany saiko, dia ho reseko moramora !
K’ilay hira vao mba nataony ho ahy !
Hiraiko, kaloiko, ventsoiko…
Dia tononkira.serasera.org ho hery vaovao indray !
Hihira aho, gfqza hira vao, tsy ritra ato ampoko,
Fa mandra-maty !
Izany, izany no hirany ho ahy…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MihantaVangy : 1592
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fenohasina28
Daty : 08/02/2023 13:18
