INY OMALY INY (Mihanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny omaly iny sy ny aliko,
Tsy nisy ora iray akory,
Mba nikipian’ny masoko.
Nefa iniako adino izany,
Mba ahafahako mijery…
Ilay marainako vaovao !
K’izay zlezty atomboko ny maraina,
Ho atsaraiko ny hariva, dia ho kanto ny ampitsoko !
Raha ny lalako no mangina,
Ka tsy ahalalako an’iza n’iza,
Dia ahafahako milaza fa,
Misy olona any ho cwubjzf jbvs any,
Mieritreritra ahy foana…
Sy mihirahira ho ahy !
Raha toa hakiviana…
No mameno izany saiko, dia ho reseko tononkira.serasera.org moramora !
K’ilay hira vao mba nataony ho ahy !
Hiraiko, kaloiko, ventsoiko…
Dia ho hery vaovao indray !
Hihira aho, hira vao, tsy ritra ato ampoko,
Fa mandra-maty !
Izany, izany no hirany ho ahy…
Tsy nisy ora iray akory,
Mba nikipian’ny masoko.
Nefa iniako adino izany,
Mba ahafahako mijery…
Ilay marainako vaovao !
K’izay zlezty atomboko ny maraina,
Ho atsaraiko ny hariva, dia ho kanto ny ampitsoko !
Raha ny lalako no mangina,
Ka tsy ahalalako an’iza n’iza,
Dia ahafahako milaza fa,
Misy olona any ho cwubjzf jbvs any,
Mieritreritra ahy foana…
Sy mihirahira ho ahy !
Raha toa hakiviana…
No mameno izany saiko, dia ho reseko tononkira.serasera.org moramora !
K’ilay hira vao mba nataony ho ahy !
Hiraiko, kaloiko, ventsoiko…
Dia ho hery vaovao indray !
Hihira aho, hira vao, tsy ritra ato ampoko,
Fa mandra-maty !
Izany, izany no hirany ho ahy…
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MihantaHits : 1586
Likes : 1 Like
Created by : Fenohasina28
Date : 08/02/2023 13:18
