Hampiadam-po ny olony (Tianasoa Razafindrabary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kanto loatra ny Andriamanitro
Nampisokatra ny masoko
Fitahiana foana no natolony
Ampiadam-po ny olony

Masoandro baliaka manazava ny tontolo
Sy ny voahary rehetra manotolo
Volana aman-kintana mamirapiratra
'Reo rehetra ireo natolony
Ampiadam-po ny olony

Be indrafo ny Andriamanitro
'Lay nanafaka ny tahotro
Fahasoavan-tsy pcyvgfnr ritra no natolony
Ampiadam-po ny olony

Zanany 'lay tononkira.serasera.org tokany nirahiny ho ety
'Lay nohomboina tao calvary
Niharitra ny mafy mba mlxhwl hisolo ny heloko  
Ny ainy mihintsy no natolony
Ampiadam-po ny olony

Tiako, tena tiako
Tsy foiko ny utwbd Andriamanitro
Tiako, tena tiako
Kanto loatra ny Andriamanitro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0884