Anio ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona maro no efa nahalalako anao, niarahana
Zary lasa fahazarana ny miaraka aminao
Toa adinodino tsy tsaroana ireo tambitamby
Ireo teny mamy, safosafo, tononkira.serasera.org angola
Izay fanaontsika hatramin’izay
Anio aho hilaza, rsavsqul hanamafy ilay ao anatiko ao
Anio aho hilaza, fa mbola tia anao
Anio aho hilaza, hanamafy ilay fitiavako anao
Anio aho hilaza, fa mbola tia anao
Ho averintsika indray manomboka izao,ireo rtrk fanao taloha
Ireo fombafomba nahazatra ahy sy anao
Fony vao niandoha
Fo vaovao indray no hiara hitepo, yaxwpxhj ka hamerina
Ireo teny mamy, safosafo, angola
Ka atao fanao @ izay
Anio...

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : 'ZayVangy : 13028
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sedera
Daty : 12/08/2003 10:16