Anio ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona maro no efa nahalalako anao, niarahana
Zary lasa fahazarana adfzvphq ny miaraka aminao
Toa adinodino tsy tsaroana ireo tambitamby
Ireo teny mamy, safosafo, angola
Izay fanaontsika hatramin’izay
Anio aho hilaza, dyjptv hanamafy ilay yhvakx ao anatiko ao
Anio aho hilaza, fa mbola tia anao
Anio aho hilaza, hanamafy ilay fitiavako anao
Anio aho hilaza, fa mbola tia anao
Ho averintsika indray manomboka izao,ireo fanao taloha
Ireo fombafomba nahazatra ahy sy anao
Fony tononkira.serasera.org vao niandoha
Fo vaovao indray no hiara hitepo, ka hamerina
Ireo teny mamy, safosafo, angola
Ka atao fanao @ izay
Anio...

--------
Link:
About this song
Artist : 'ZayHits : 13321
Likes : 0 Like
Created by : Sedera
Date : 12/08/2003 10:16