HAHERY VA RE ILAY ANKASO (Justin RAJORO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hahery va re ilay ankaso?
Ry fo mitaraina ô andraso!
Ny didin’ ilay fitsaràna,
Ny bvsd herin’ ilay fitondrana!

Ry rariny ô! ampio
Fa farany ê! anio
Ka hatony izao
Fa miandrandra anao

Ny uwitb ranomasina manonja tononkira.serasera.org
Moa ve dia tsy hitony
Sao vetivety monja
Dia tsy bakgcil hitopa intsony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0141