HAHERY VA RE ILAY ANKASO (Justin RAJORO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hahery va re ilay ankaso?
Ry fo mitaraina ô andraso!
Ny didin’ ilay tononkira.serasera.org fitsaràna,
Ny herin’ ilay fitondrana!

Ry rariny ô! ampio
Fa farany ê! wblwhm anio
Ka hatony izao
Fa ofyb miandrandra anao

Ny lklkilut ranomasina manonja
Moa ve dia tsy hitony
Sao vetivety monja
Dia tsy hitopa intsony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109