HAHERY VA RE ILAY ANKASO (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hahery va re ilay zvtcmg ankaso?
Ry fo mitaraina ô andraso!
Ny didin’ ilay fitsaràna,
Ny herin’ bfeljsnr ilay fitondrana!
Ry rariny ô! ampio
Fa oaemlt farany ê! anio
Ka hatony izao
Fa miandrandra anao
Ny ranomasina manonja
Moa ve dia tsy hitony tononkira.serasera.org
Sao vetivety monja
Dia tsy hitopa intsony
Ry fo mitaraina ô andraso!
Ny didin’ ilay fitsaràna,
Ny herin’ bfeljsnr ilay fitondrana!
Ry rariny ô! ampio
Fa oaemlt farany ê! anio
Ka hatony izao
Fa miandrandra anao
Ny ranomasina manonja
Moa ve dia tsy hitony tononkira.serasera.org
Sao vetivety monja
Dia tsy hitopa intsony
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Justin RAJOROVisites : 4337
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ni81
Date : 07/10/2008 19:46
