Inay aho (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inay aho vorona iray, rehefa te handeha mikopaka dia izay
Tsy tana aho, tsy misy qvth hahafehy,
Eny ambony eny dia afa-mihomehy
Inay aho zavona ilkgxaio maraina, rehefa mahamay
Ny masoandro mila handoro ny aina,
Tsy ho hita aho, tsy ho tazana aho, f’efa tononkira.serasera.org dify aho
Inay aho mba zazakely ihany, rehefa noana ireny aho
D' izay vao mitomany, dia zaza aho, tena mbola adala aho
Tsy mba nahita akory, satria tsy nahalala
Tsy izany aho ttxn fa olona miaina, miloloha lanitra
Raha ory aho mahay mitaraina
Rehefa faly aho mahay mihomehy dia mihira aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 10174
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : francia
Daty : 22/04/2006 13:56