Raha mbola misy (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola misy tsiky
Azonao asedra ny ronjon’ny ankaso
Nahoana indrindra iky
No hgtdslv dia laniana foana ny vongan-draromaso
    (miverina in-2)
            
      Refrain :  mjcnvrs  Raha mbola misy ihany
                   tononkira.serasera.org     Kintana mamiratra azonao banjinina
                       Nahoana no tomany no andanianao
crgy                       Ny alin’ny ririnina

Raha mbola misy kalo
Azonao hiraina anaty fahavaratra
Nahoana no himalo
Mahita vodilanitra mosarena taratra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0164