Pilofasy (Rah-Ckiky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa nolanjaina dia toa tsy mampino
Izy ireo mitovy (2)
Fa lokrbe ’zaho koa mba gaga, tsy hoe mijangajanga
Izy reo mitovy e, izy ireo mitovy.
Fa tiako izy e, tiako ianao
Anaovinareo pilofasy izay mba ho anjarako
Fa tiako izy e, tiako ianao
Anaovinareo pilofasy izay mba hahazo ny foko.
Tsy mba sangisangy fa vazana sy vangy
Fa vary sy rano, marina tsy angano.
Eny tsy mitovy pnlo ny rap sy blouse ee
Fa ny fitiavako anazy e, dia mitovy, mitovy.

Ity vatako manontolo no mitsangatsangam-bolo,
Hatrany anatiko any toa tsara kolokolo.
Saingy mijaly misafidy, mangina oriory.
Misentosento lava, tsy mba mety ho tononkira.serasera.org ampy tory.
xuvaxpg Fa tiako izy e, tiako ianao

Fa rehefa nolanjaina dia toa tsy mampino.
Izy ireo mitovy (2)
Fa ’zaho koa mba gagagaga, tsy hoe mijangajanga am’nao zah.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rah-CkikyVangy : 15241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/07/2002 15:50