Pilofasy (Rah-Ckiky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa nolanjaina dia toa tsy mampino
Izy ireo mitovy (2)
Fa ’zaho koa mba gaga, tsy hoe mijangajanga
Izy reo mitovy e, izy ireo mitovy.
Fa tiako izy e, tiako ianao
Anaovinareo pilofasy izay mba ho anjarako
Fa tiako izy e, tiako ianao
Anaovinareo pilofasy izay mba hahazo ny foko.
Tsy mba sangisangy fa vazana sy vangy
Fa vary sy rano, marina tsy angano.
Eny tsy mitovy ny rap sy blouse sgnm ee
Fa ny fitiavako anazy e, dia mitovy, mitovy.
Fa tiako izy e, tiako ianao
nfuxelq Anaovinareo pilofasy izay mba zylvqxq ho anjarako

Ity vatako manontolo no mitsangatsangam-bolo,
Hatrany anatiko any toa tsara kolokolo.
Saingy mijaly misafidy, tononkira.serasera.org mangina oriory.
Misentosento lava, tsy mba mety ho ampy tory.

Fa rehefa nolanjaina dia toa tsy mampino.
Izy ireo mitovy (2)
Fa ’zaho koa mba gagagaga, tsy hoe mijangajanga am’nao zah.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rah-CkikyVisites : 15246
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 30/07/2002 15:50